|
|
|
|

Teny iditra1  fambeda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka
Azo bedaina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#78] Qui doit être saisi. Manière de saisir
Fototeny  5  beda

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11