Teny iditra | fambosiana (ambosy) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fitarihana, fitaomana, famokisana [1.1] | ||
Mpanahaka | fanaboniana ~ fanabosiana | ||
Teny iditra | fambosiana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Catalyse [1.13] | ||
Voambolana | Simia | ||
Teny iditra | fambosiana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Hery manosika [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Impulsion [1.13] | ||
Voambolana | Fizìka | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |