|
|
|
|

Teny iditra1  fanaboniana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanolikolena, famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby; fanabosiana, fanabontsinana, famangopangohana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] la fourberie
Fototeny  5  abony
Mpanahaka  6  fanabosiana, fambosiana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12