Teny iditra | 1 famehy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 blennorragie [1.13] |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Mpanahaka | 6 akohofotsy, ambaniana, angatra, farasisa, fiandry, fifia, vania |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |