Teny iditra akohofotsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] angamaty (aretina) [Rakotosaona 1972]
  [Taimoro] farasisa [Rakotosaona 1972]
  [Tambahoaka] aretindratsy [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [Rakotosaona 1972]
 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [SLP 1986]
Famaritana frantsay blennorragie [Rakotosaona 1972, SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

2011/01/18