| Teny iditra | 1 famelana |
| Fototeny | 2 vela |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanajanonana, fandaozana: Eto no famelana ny fahazaran-dratsy rehetro raha te handroso amin' ny fiainan' ny mpivady marina ianao
5 Fanomezan-dalana: Avy aiza no nahazoanao famelana handeha eran' ny sahako? 6 Famindrana fo: Mangata-pamelana, tompoko, fa diso [1.1] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|