|
|
|
|

Teny iditra1  famelana
Fototeny  2  vela
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanajanonana, fandaozana: Eto no famelana ny fahazaran-dratsy rehetro raha te handroso amin' ny fiainan' ny mpivady marina ianao
Fanomezan-dalana: Avy aiza no nahazoanao famelana handeha eran' ny sahako?
Famindrana fo: Mangata-pamelana, tompoko, fa diso
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20