|
|
|
|

Teny iditra1  fameperana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#483] La recommandation, l’injonction, la commission
Ohatra  5  [1.320#] Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay.
Fototeny  6  pepetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11