Teny iditra |
pepetra
(petra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A strong request, an express order, injunction, or charge. [1.2]
|
| An express order, definite instructions [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [1.3]
|
| Ordre précis [1.8]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|