|
|
|
|

Teny iditra1  fameraka
Fototeny  2  veraka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mameraka mahatonga hiveraka
Azo verahina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#827] Ce qu’on peut ouvrir, manifester, manière de découvrir
Ohatra  6  ary hosamahany amin' ny elany no fameraka azy, fa tsy hohenteriny [2.996#]

Fivaditsoratra  7  fameraka, mafarake

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06