|
|
|
|

Teny iditra1  famerim-bola
Singan-teny  2  famerina, vola
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny anglisy  5  change returned in a transaction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  la monnaie rendue [1.8]
Ohatra  7  Ohatrinona no vidiny ary ohatrinona ny famerimbola? [2.332#]
Tovy hevitra  8  herimbola

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27