Teny iditra | famerim-bola | |
Singan-teny | famerina ; vola | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Change returned in a transaction [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | La monnaie rendue [1.8] | |
Ohatra | Ohatrinona no vidiny ary ohatrinona ny famerimbola?
[2.332] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Tovy hevitra | herimbola | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |