|
|
|
|

Teny iditra1  fametraka
Fototeny  2  petraka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mametraka
Azo apetraka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#484] Celui ou ce qui mérite d’être placé, manière de placer
Ohatra  6  [2.245#] Ny hara dia vata kely fametrahana zava-masina fahiny, nanerana an'Ankay), izany Angabe izany no fametraka anaty hara.
7  [1.369#] Angamba fomba hafa no tokony ho fametraka ny fanontaniana : afaka nanohitra ny fanilikilihana ve ny Fiangonana, tamin' ny alalan' ny fomba hafa noho ny fiaraha-mitoetra tamin' izay nailikilika mba hiverenan' ny hasiny ary mba hahazoany toerana indray ao amin' ny fiarahamonina?

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11