Teny iditra (1/2) | 1 family |
Fototeny | 2 vily |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mamily Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany Azo avily |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce qu'on peut détourner, manière de détourner |
Ohatra |
6 Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270#] |
Teny iditra (2/2) | 7 family
![]() |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.17] fianakaviana, tarakaka karazana |
Ohatra |
10 Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424#] |
Haiendriteny |
|
Lohateny |
Fivaditsoratra | 13 family, filima, mifaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |