|
|
|
|

Teny iditra1  famingavinga
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mamingavinga, manivaiva, manambàny
Azo vingavingaina
Ohatra  4  [2.996#] Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana;
Fototeny  5  vingavinga

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11