|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famiràna
Fototeny  2  fira
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fikapana, fijinjana; faminganana

Teny iditra (2/2)5  famirana
Fototeny  6  fitra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin' ny vorodamba, taratasy...

Fivaditsoratra  9  famarina, famiràna, famirana, fanamari, ifaranam, mafirana, mifarana, mirafana, niafaram

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08