Teny iditra | famiravira (viravira) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamiravira, mandrairay befahatany, mamozafoza, mandrirodrirotra Azo viraviraina [1.1] | |
Fivaditsoratra | famarivary, famiravira |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |