Teny iditra viravira
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikitakitana
¶ Fandraindraisana befahatany amin' ny tanana, fozafoza
¶ Fanasaritsarihana, fandroridroritana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a tearing, a rending [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay déchirement, tiraillement [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31