|
|
|
|

Teny iditra1  famiravira
Fototeny  2  viravira
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamiravira, mandrairay befahatany, mamozafoza, mandrirodrirotra
Azo viraviraina

Fivaditsoratra  5  famarivary, famiravira

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14