Teny iditra famiravirana (viravira)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy
Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny
Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05