|
|
|
|

Teny iditra1  famiravirana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy
Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny
Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay
Fototeny  4  viravira

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11