|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famoha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#179] Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever
Fototeny  4  foha
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)6  famoha
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina mamoha
Azo vohaina
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#846] Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir
10  [1.19] [Tankarana] qui sert à ouvrir.
Ohatra  11  [2.499#] Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra.
12  [1.406#] Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana;
Fototeny  13  voha

Teny iditra (3/3)14  famoha
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.19] [Tankarana] arbre
Voambolana  17  Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  18  afahom, ahofam, fahoam, famaho, famoha, faoham, foaham, haofam, mahofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21