Teny iditra | 1 foha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fahatsiarovan-tena, fihiratana aorian' ny torimaso; fitsanganana avy eo ampatoriana. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the root also is used as an imperative, as: Foha, rankizy (Wake up, children) [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 action de se lever, de se dresser, de se mettre sur son séant 6 Figure: action de réveiller, de ressusciter le passé 7 On se sert aussi de ce mot comme impératif: Foha (Levez-vous, sortez du lit) [1.3] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 13 faho, foha, hafo, hofa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |