Teny iditra famohamandry (foha, andry)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra amin' ny fotoana tiana hifohazana raha matory [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Mod. s. from mamoha (foha), and mandry, lying down.] A hand-bell. See lakilosy. [Richardson 1885]
   an alarm clock [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   réveille-matin [Hallanger 1974]
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29