Teny iditra | 1 famohazana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] réveil, éveil |
Ohatra |
5 [2.529#] Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. 6 [2.296#] Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. 7 [2.245#] Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. |
Fototeny | 8 foha |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 famohazana, hazomafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |