|
|
|
|

Teny iditra1  famohazana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  foha
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] réveil, éveil
Ohatra  6  [2.529#] Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy.
7  [2.296#] Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona.
8  [2.245#] Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka.
Kamban-teny rehetra 

Fivaditsoratra  10 famohazana, 11 hazomafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12