Teny iditra | 1 famoizam-po |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] despair |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] désespoir |
Ohatra |
5 [2.324#] Ny fanantenan-dRandrianaivo, izay vao nivelatra sy namirapiratra vao tsy ampy herinandro, dia nosaronan'ny famoizampo tamin'io takariva io |
Voambolana |
6 Ontam-po |
Singan-teny | 7 famoizana, fo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |