|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famoizana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] rejection, abandonment ; renunciation
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] L’action d’abandonner, de renoncer
Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana
5  [1.8] action de renoncer, de perdre
Ohatra  6  [2.59#] dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy!
Voambolana  7  Ontam-po
Fototeny  8  foy
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)11  famoizana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Fahavakisana vay, famoahana nana
Voambolana  14  Fahasalamana
Fototeny  15  foy

Teny iditra (3/3)16  famoizana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony
Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy
Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2] Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse.
A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc.
the last ceremonies performed for the dead. See afana
Voambolana  20  Fahasalamana
21  Fivavahana, finoana
Fototeny  22  foy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02