|
|
|
|

Teny iditra1  famokisana
Fototeny  2  voky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto
Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#849] L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen
Ohatra  6  Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona; [2.996#]

Fivaditsoratra  7  famokisana, nifamosaka, nisakafoam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21