|
|
|
|

Teny iditra1  famolavolana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaovana (zavatra) ho boribory tahaka ny volavola
Fikarakarana izay hahatanteraka (zavatra iray): Famolavolana hevitra
Fanamboarana amim-pitandremana: Famolavolana lalàna
Fototeny  4  volavola
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11