Teny iditra volavola (vola)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Varimasaka atao boribory mba hoentina hatao vatsy rehefa misy dia lavitra haleha: Volavolam-bary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy cooked rice made into a ball for a journey [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay riz cuit mis en boules pour un voyage [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Mpanahaka  vinavina

Teny iditra volavola (vola)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra kasaina na ampoizina hatao: Nanana volavolan-dalàna ny fanjakana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay projet; conception [SLP 1986]
Ohatra Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona. [Fanjakana: Lalam-panorenana]

2019/10/26