Teny iditra | famonjena (vonjy) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Help ; salvation [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aide, secours ; salut [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |