|
|
|
|

Teny iditra1  famonjena
Fototeny  2  vonjy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo
Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto
Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] help ; salvation
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] aide, secours ; salut
Ohatra  7  famonjena tsy nampoizina izany! [2.324#]
8  Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena. [2.895#]
9  Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena. [1.369#]
Lahatsoratra  10  Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20