|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  famonto
Fototeny  2  vonto
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsodrano, fanambinana: Hoy ny mpitsitsika mamarana ny fomba atao rehefa milefona omby: Izay mitady hivadika, hifoteran' ny lefona eny an-tanany anie izy! Fa raha mahatana izao lefona omby izao kosa, modia famonto
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Mod. s. from mamonto (vonto).] A benediction.
Ohatra  6  Fa izay mitana ny teny kosa, modia famonto, ho vonton'ny tsodrano. [2.508]

Teny iditra (2/3)7  famonto
Fototeny  8  vonto
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Fomba entina mamonto, mandena ho vonto, manaboboka

Teny iditra (3/3)11  famonto
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] (de vonto : état de ce qui est enflé, gonflé ; remède contre l'enflure après luxations et foulures). Les plantes désignées par ce nom sont écrasées fraîches et appliquées en tropique sur la partie luxée après réduction de l'entorse. On en fait aussi des bains de vapeur et des inhalations car ce sont des espèces aromatiques. On utilise surtout sous ce nom :
Pluchea tomentosa var. transiens Humbert [Merina]
Pluchea tomentosa DC. [Sihanaka]
Pluchea aphanantha (Baker) Humbert [Betsimisaraka]
Pluchea bojeri (DC.) Humbert (Asteraceae). [Taisaka]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02