Teny iditra (1/2) | 1 famoretana |
Fototeny | 2 foritra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampileferana, fampiketronana [1.1] 5 fomba famalonana [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 pliage [1.13] |
Voambolana | 7 Haitao |
Teny iditra (2/2) | 8 famoretana |
Fototeny | 9 foritra |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana [1.1] 12 fanerena an-kolaka na mivantana olona iray hanao zavatra na tiany na tsia [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 pression [1.13] |
Fivaditsoratra | 14 afotramena, 15 anamofetra, 16 famoretana, 17 famoterana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |