|
|
|
|

Teny iditra1  famosaviana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] witchcraft, the act of casting a spell
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#446] L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice
6  [1.8] maléfice, sortilège
Ohatra  7  [2.424#] Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana.
8  [1.353#] Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra.
Voambolana  9  Fivavahana, finoana
Fototeny  10  mosavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11