Teny iditra | 1 famosaviana |
Fototeny | 2 mosavy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] witchcraft, the act of casting a spell |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#446] L’action d’ensorceler ; fig. l’endommagement, le préjudice 7 [1.8] maléfice, sortilège |
Ohatra |
8 Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana. [2.424#] 9 Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra. [1.353#] |
Voambolana |
10 Fivavahana, finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |