Teny iditra (1/2) | 1 fampakarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] That which is the means of raising anything; a hand vice. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l'action de faire monter 5 [1.5] tout ce qui sert à élever |
Fototeny | 6 akatra |
Mpanahaka | 7 fampakarandrano |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 fampakarana |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] l'action d'épouser, les noces 13 [1.5] célébration du mariage |
Ohatra |
14 [2.471#] Rahoviana no hatao ny fampakarana? |
Fototeny | 15 akatra |
Tovy hevitra | 16 fampakaram-bady |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |