Teny iditra akatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   ascent, upward progress. Root not much used. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   ascension [Abinal 1888]
Sampanteny  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny akatra itý (1): Ambohimiakatra

Teny iditra akatra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [Provincial] a trap, a snare [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] piège à rats (en bambou). [David 1952 (takila A)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/10/21