|
|
|
|

Teny iditra1  fampiadiana
Fototeny  2  ady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#22]
5  [2.445#]
Ohatra  6  Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly. [2.445#]
7  Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia. [2.643#]
8  Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany. [2.606#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29