|
|
|
|

Teny iditra1  fampiantranoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fitokoavana  3  Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa. [2.996#]
Ohatra  4  [2.996#] Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa.
5  [2.285#] Ny andidiako anao farany, ry Itafikarivo, dia ny fampiantranoana vahiny sy ny fihavanana amin' ny mpanjaka sasany.
6  [2.606#] Avahana amin' ny maro amin' ireny Atoa Belagera sy Lombiho Célestin mianakavy, izay tsy niroa fo tokoa tamin'ny fampiantranoana matetika tany an-toerana sy ny fanampiana samihafa nombam-pitiavana.
Fototeny  7  trano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11