Teny iditra | 1 fampiantranoana |
Fototeny | 2 trano |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fitokoavana |
4 |
Ohatra |
5 Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa. [2.996#] 6 Ny andidiako anao farany, ry Itafikarivo, dia ny fampiantranoana vahiny sy ny fihavanana amin' ny mpanjaka sasany. [2.285#] 7 Avahana amin' ny maro amin' ireny Atoa Belagera sy Lombiho Célestin mianakavy, izay tsy niroa fo tokoa tamin'ny fampiantranoana matetika tany an-toerana sy ny fanampiana samihafa nombam-pitiavana. [2.606#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |