Teny iditra fampiasa (asa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Vezo] Fabrication, manière de faire travailler, mode d'emploi, utilisation [Poirot & Santio: Vezo (takila A)]
Ohatra 
1Toy izao no fampiasa azy. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 106]
2Fantatrareo va ny fampiasa ny tehina? [Profita: Ranary, takila 29]
3Ny anaran-javatra tsy fantatro intsony ary ny fampiasa azy hadinoko koa. [Rabemolaly: Fary, takila 233]

2016/12/31