|
|
|
|

Teny iditra1  fampiasa
Fototeny  2  asa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.68] [Vezo] Fabrication, manière de faire travailler, mode d'emploi, utilisation
Ohatra  5  Toy izao no fampiasa azy. [2.117]
6  Fantatrareo va ny fampiasa ny tehina? [2.270]
7  Ny anaran-javatra tsy fantatro intsony ary ny fampiasa azy hadinoko koa. [2.285]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11