| Teny iditra | 1 fampiasana |
| Fototeny | 2 asa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 utilisation (une), usage (un), emploi (un), devoir (un), exercice (un), application (une)
[1.13] |
| Ohatra |
5 Efa natombokao ny fianarana sy ny fampiasana ny sorabe.
[2.528#86]
6 Ny fepetra hafa fampiasana io zo io dia feran' ny lalàna. [1.320] 7 Mandeha eo avokoa ny fampiasana sain-dalina sy ny fikarohana hevitra an-talelaka. [2.643#23] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 9 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|