Teny iditra fampidirana (iditra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny [SLP 1986]
Fandikana frantsay introduction
¶ fampidirana entana: importation
¶ fampidirana rano: adduction d'eau. [Voambolana: Haitao] [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31