|
|
|
|

Teny iditra1  fampidirana
Fototeny  2  iditra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] introduction
Ohatra  6  Norarana ny fampidirana zava-mahamamo; [2.113#]
7  Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly. [2.117#]
8  Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly? [4.27#]
Voambolana  9  Haiteny
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11