Teny iditra fampinomana (inona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina] (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves : fampinomambe et fampinomana andavanandro. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra 
1Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. [Randriamamonjy: Tantara, takila 509]
2Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [Rabary: Daty, takila 263]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17