Teny iditra fampitoviana (tovy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandraisana ho mitovy sata [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Assimilation [1.13]
Ohatra 
1Manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366]
2famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. [2.606]
3Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. [1.316]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29