Teny iditra tovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifanahaka, fifandraika. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ressemblance, égalité [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 

Teny iditra tovy (to)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao tovina [fitanisana]
Ohatra Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra tovy
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Hazandrano maina
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22